The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 132 › Bokin'ny Salamo 132:12

Bokin'ny Salamo 132:12

Raha hotandreman’ ny zanakao ny fanekeko Sy ny teny vavolombeloko izay hampianariko azy, Dia hipetraka eo ambonin’ ny seza fiandriananao mandrakizay doria kosa ny zanany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

If thy children will keep my covenant and my testimony that I shall teach them, their children shall also sit upon thy throne for evermore.

In Context

11Jehovah efa nianiana tamin’ i Davida, Ary marina izany ka tsy hitsoahany Ny ateraky ny kibonao no hapetrako eo ambonin’ ny seza fiandriananao.

13Fa Jehovah efa nifidy an’ i Ziona. Ary naniry azy ho fonenany.

Read all of Bokin'ny Salamo 132

Cross References

1 Kings 2:4mba hanatanterahan’ i Jehovah ny teny izay nilazany ahy hoe: Raha ny taranakao hitandrina ny alehany ka handeha eo anatrehako amin’ ny fahamarinana amin’ ny fony rehetra sy amin’ ny fanahiny rehetra (hoy Izy), dia tsy ho diso zanakalahy ho eo amin’ ny seza fiandrianan’ ny Isiraely ianao.

2 Chronicles 7:18dia hampitoeriko ny seza fiandrianan’ ny fanjakanao, araka ny fanekeko tamin’ i Davida rainao hoe: Tsy ho diso zanakalahy ho mpanapaka amin’ ny Isiraely ianao.

Psalms 102:28Fa Hianao no tsy miova, Ary ny taonanao no tsy ho tapitra.

Isaiah 9:7Ny Tompo mandefa teny ho an’ i Jakoba, ka mihatra amin’ ny Isiraely izany.

Jeremiah 33:17Fa izao no lazain’ i Jehovah: Davida tsy ho diso zanakalahy Hipetraka eo amin’ ny seza fiandrianan’ ny taranak’ Isiraely;

Acts 2:30Ary satria mpaminany izy ka nahalala fa Andriamanitra efa nanao fianianana taminy fa izay hateraky ny kibony no hipetraka eo ambonin’ ny seza fiandrianany,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 132:12

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 132:11Bokin'ny Salamo 132Bokin'ny Salamo 132:13 →