Bokin'ny Salamo 135:18
Ho tahaka azy izay manao azy Sy izay rehetra matoky azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
They that make them are like unto them: so is every one that trusteth in them.
In Context
17Manan-tsofina izy, fa tsy mandre; Ary tsy misy fofonaina ao am-bavany.
19Misaora an’ i Jehovah, ry taranak’ Isiraely; Misaora an’ i Jehovah, ry taranak’ i Arona;
Read all of Bokin'ny Salamo 135
Cross References
Psalms 97:7Aoka ho menatra izay rehetra manompo sarin-javatra voasokitra sy miarahaba tena ny amin’ ny andriamani-tsi-izy; Miankohofa eo anoloan’ i Jehovah ianareo andriamanitra rehetra.
Isaiah 42:17Hihemotra sady ho menatra tokoa izay matoky ny sarin-javatra voasokitra, dia izay manao amin’ ny sarin-javatra an-idina hoe: Hianareo no andriamanitray.
Jeremiah 10:8Fa ketrina sy adala avokoa izy rehetra; He! fananaram-poana! fa tapa-kazo ihany.