Bokin'ny Salamo 137:2
Teo amin’ ny hazomalahelo teo afovoan’ i Babylona No nanantonanay ny lokanganay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
We hanged our harps upon the willows in the midst thereof.
In Context
1Teo amoron’ ny onin’ i Babylona no nipetrahanay, Sady nitomanianay, raha nahatsiaro an’ i Ziona.
Read all of Bokin'ny Salamo 137
Cross References
Psalms 33:2Miderà an’ i Jehovah amin’ ny lokanga; mankalazà Azy amin’ ny valiha tory folo.
Isaiah 24:8Mitsahatra ny firavoravoana amin’ ny ampongatapaka, tapitra ny fitabataban’ ny niravoravo; Mitsahatra ny fifaliana amin-dokanga;
Amos 8:10Hampodiko ho fitomaniana ny andro firavoravoanareo, ary ho hira fahalahelovana ny hiranareo rehetra, hofeheziko lamba fisaonana ny valahana rehetra, sady hokakasako ny loha rehetra; Ary hataoko ho toy ny fisaonana zanakalahy tokana izany, Ka ny farany dia ho tahaka ny andro mangidy.