Bokin'ny Salamo 141:7
Toy ny fiasa sy ny fihevo ny tany No nanelezana ny taolanay teo am-bavan’ ny fiainan-tsi-hita.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Our bones are scattered at the grave’s mouth, as when one cutteth and cleaveth wood upon the earth.
In Context
6Havarina amin’ ny hantsam-bato ny mpitsara azy, Dia hankasitraka ny teniko ny olona.
8Fa Hianao no andrandrain’ ny masoko, Jehovah Tompo ô; Hianao no ialofako, aza mandatsaka ny aiko.
Read all of Bokin'ny Salamo 141
Cross References
Psalms 44:22Tsy handinika izany va Andriamanitra? Fa Izy mahalala ny miafina ao am-po.
Romans 8:36Araka ny voasoratra hoe: Fa noho ny aminao no namonoana anay mandrakariva; Toy ny ondry hovonoina no fijery anay.
Hebrews 11:37notoraham-bato izy, notsofana, nalaim-panahy, novonoina tamin’ ny sabatra, dia nirenireny nitafy hoditr’ ondry sy hoditr’ osy; efa lao, ory, fadiranovana