Bokin'ny Salamo 142:8
Avoahy hiala amin’ ny tranomaizina ny fanahiko, Mba hiderako ny anaranao; Hanodidina ahy ny marina, Satria manisy soa ahy Hianao.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 142