The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 143 › Bokin'ny Salamo 143:1

Bokin'ny Salamo 143:1

Salamo nataon’ i Davida. Jehovah ô, henoy ny fivavako, ary atongilano amin’ ny fifonako ny sofinao; Valio aho araka ny teninao marina sy ny fahamarinanao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Hear my prayer, O LORD, give ear to my supplications: in thy faithfulness answer me, and in thy righteousness.

In Context

2Ary aza dia mifandahatra amin’ ny mpanomponao eo am-pitsarana; Fa tsy misy olombelona ho marina eo anatrehanao.

Read all of Bokin'ny Salamo 143

Cross References

2 Samuel 7:25Ary ankehitriny, Jehovah Andriamanitra ô, ilay teny nolazainao ny amin’ ny mpanomponao sy ny taranany dia ampitoero ho mandrakizay, ary ataovy araka izay nolazainao.

Psalms 31:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.

Psalms 89:1Maskila nataon’ i Etana Ezrahita.

Daniel 9:16Tompo ô, mifona aminao aho, araka ny fahamarinanao rehetra, aoka re hionona ny fahatezeranao sy ny fahaviniranao amin’ i Jerosalema tanànanao, tendrombohitrao masìna, fa ny helokay sy ny fahotan’ ny razanay no nahatonga an’ i Jerosalema sy ny olonao ho latsa amin’ izay rehetra manodidina anay.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 143:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'ny Salamo 143Bokin'ny Salamo 143:2 →