Bokin'ny Salamo 2:3
“Aoka hotosantsika ny famatorany, ka hariantsika hiala amintsika ny famehezany.”
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let us break their bands asunder, and cast away their cords from us.
In Context
4Izay mipetraka any an-danitra mihomehy, ny Tompo maneso ireo.
Cross References
Jeremiah 5:5Handeha ho any amin’ ny lehibe aho lahy ka hiteny aminy, fa ireny dia mahalala ny lalan’ i Jehovah sy ny fitsipik’ Andriamaniny; Kanjo ireny koa aza dia samy efa nanapaka zioga sy nanito fatorana.
Luke 19:27Fa ireo fahavaloko tsy nanaiky hanjakako ireo, dia ento atỳ, ka vonoy eto anatrehako.