Bokin'ny Salamo 20:1
Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The LORD hear thee in the day of trouble; the name of the God of Jacob defend thee;
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 20
Cross References
Genesis 48:15Dia nitso-drano an’ i Josefa izy ka nanao hoe: Andriamanitra, Izay nandehanan’ i Abrahama sy Isaka razako teo anatrehany, Andriamanitra, Izay Mpiandry ahy hatrizay niainako ka mandraka androany,
Exodus 34:5Ary Jehovah nidina tao anatin’ ny rahona ka nijanona teo aminy, dia nanonona ny anaran’ i Jehovah.
Psalms 18:2dia hoy izy:― Mamiko indrindra Hianao, Jehovah Heriko ô.
Psalms 46:1Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ ny Koraïta; At-alamoth; Tonon-kira.
Psalms 46:11Mitsahara, ka aoka ho fantatrareo fa Izaho no Andriamanitra; hisandratra amin’ ny firenen-tsamy hafa Aho, hisandratra amin’ ny tany Aho.
Psalms 60:11Iza no hitondra ahy ho any an-tanàna mafy? iza no hitarika ahy ho any Edoma?