The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 22 › Bokin'ny Salamo 22:6

Bokin'ny Salamo 22:6

Hianao no nitarainany, ka afaka izy; Hianao no nitokiany, ka tsy menatra izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But I am a worm, and no man; a reproach of men, and despised of the people.

In Context

5Hianao no nitokian’ ny razanay; Natoky izy, ka namonjy azy Hianao.

7Ary izaho dia olitra, fa tsy olona, fandatsan’ olona sy fanevatevam-bahoaka.

Read all of Bokin'ny Salamo 22

Cross References

Job 25:6Koa mainka fa ny olombelona, izay kankana, ary ny zanak’ olombelona, izay olitra.

Psalms 31:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.

Psalms 41:5Hoy izaho: Jehovah ô, mamindrà fo amiko; sitrano ny fanahiko, fa efa nanota taminao aho.

Psalms 69:19Hatony ny fanahiko, avoty izy; Eny, vonjeo aho noho ny ataon’ ny fahavaloko.

Isaiah 41:14Aza matahotra ianao, ry Jakoba kankana, dia ianareo, ry Isiraely olom-bitsy, Izaho no hamonjy anao, hoy Jehovah, Ary ny Iray Masin’ ny Isiraely no Mpanavotra anao.

Isaiah 53:3Natao tsinontsinona sy nolavin’ ny olona Izy; lehilahy ory sady zatra ny fahoriana, Ary tahaka izay tsy tian’ ny olon-kojerena akory Izy; natao tsinontsinona Izy ka tsy mba nahoantsika.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 22:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 22:5Bokin'ny Salamo 22Bokin'ny Salamo 22:7 →