Bokin'ny Salamo 28:8
Jehovah no heriny, ary Izy no fiarovana mafy hamonjena ny voahosony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The LORD is their strength, and he is the saving strength of his anointed.
In Context
9Vonjeo ny olonao, ary tahio ny lovanao; andraso izy, ka tezao mandrakizay.
Read all of Bokin'ny Salamo 28
Cross References
1 Samuel 16:13Ary Samoela nandray ny tandroka feno diloilo ka nanosotra azy teo amin’ ny rahalahiny; ary ny Fanahin’ i Jehovah dia nilatsaka tamin’ i Davida hatramin’ iny andro iny. Dia nitsangana Samoela ka nankany Rama.
Psalms 20:6Aoka hihoby noho ny famonjena azonao izahay, ary amin’ ny anaran’ Andriamanitray no hanangananay faneva; ho tanterahin’ i Jehovah anie ny angatahinao rehetra.
Psalms 140:7Hoy izaho tamin’ i Jehovah Andriamanitro Hianao; Henoy ny feon’ ny fifonako, Jehovah ô!