Bokin'ny Salamo 29:8
Ny feon’ i Jehovah mampihorohoro ny efitra; Jehovah mampihorohoro ny efitr’ i Kadesy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The voice of the LORD shaketh the wilderness; the LORD shaketh the wilderness of Kadesh.
In Context
7Ny feon’ i Jehovah mampisaraka ny lelafo;
Read all of Bokin'ny Salamo 29
Cross References
Job 9:6Ary mampihorohoro ny tany ho afaka amin’ ny fitoerany, ka mihozongozona ny andriny;
Psalms 46:3Koa izany no tsy hatahorantsika, na dia ho levona aza ny tany, na mifindra ho ao anatin’ ny ranomasina aza ny tendrombohitra,
Haggai 2:21Lazao amin’ i Zerobabela, governora any Joda, hoe: Hampihorohoroiko ny lanitra sy ny tany