Bokin'ny Salamo 3:7
Tsy hatahotra olona alinalina aho, izay milahatra manodidina hamely ahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
6Izaho nandry ka natory; nifoha aho, satria Jehovah no manohana ahy. [Sela.]
Cross References
2 Samuel 18:8Fa nihahakahaka teny rehetra teny ny ady; ka ny matin’ ny ala androtrizay dia be noho ny matin’ ny sabatra.
Job 29:17Namaky ny nifin’ ny ratsy fanahy aho ka nandrombaka ny babo teo am-bavany
Psalms 7:6Dia aoka ny fahavalo hanenjika ny fanahiko ka hahatratra azy; eny, aoka izy hanitsaka ny aiko amin’ ny tany, ary hampandry ny voninahitro amin’ ny vovoka. [Sela.]
Psalms 12:5Izay manao hoe: hampahery anay ny lelanay; miandany aminay ny molotray; iza no tomponay?
Psalms 35:23Mahatsiarova, ka mifohaza ho amin’ ny fitsaràna ahy, O Andriamanitro sy Tompoko! mifohaza ho amin’ ny adiko.
Psalms 58:6Ka tsy mihaino ny feon’ ny mpanao ody, na dia izay mpahay ody indrindra aza.