The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 30 › Bokin'ny Salamo 30:2

Bokin'ny Salamo 30:2

Hanandratra Anao aho, Jehovah ô; fa nanintona ahy niakatra Hianao, ka tsy nataonao ho fifalian’ ny fahavaloko aho.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

O LORD my God, I cried unto thee, and thou hast healed me.

In Context

1Salamo. Fihirana tamin’ ny nitokanana ny trano. Nataon’ i Davida.

3Jehovah Andriamanitro ô, nitaraina taminao aho, dia nahasitrana ahy Hianao.

Read all of Bokin'ny Salamo 30

Cross References

Genesis 20:17Ary Abrahama dia nifona tamin’ Andriamanitra; ary Andriamanitra nahasitrana an’ i Abimeleka sy ny vadiny mbamin’ ny mpanompovaviny; dia niteraka izy ireo.

2 Kings 20:5Miverena, ka lazao amin’ i Hezekia, mpanapaka ny oloko, hoe: Izao no lazain’ i Jehovah, Andriamanitr’ i Davida rainao: Efa nohenoiko ny fitarainanao, ary efa hitako ny ranomasonao; indro, hahasitrana anao Aho, ka raha afaka ampitso dia hiakatra ho ao an-tranon’ i Jehovah ianao.

Psalms 35:24Tsarao aho, Jehovah Andriamanitro ô, araka ny fahamarinanao; ary aoka tsy hifalian’ ireo aho.

Psalms 51:8Indro, fahamarinana ao am-po no sitrakao; ary fahendrena ao amin’ ny miafina no ampahafantarinao ahy.

Psalms 103:3Izay mamela ny helokao rehetra, Izay manasitrana ny aretinao rehetra,

Psalms 118:18Nofaizan’ i Jehovah mafy aho, Nefa tsy natolony ho amin’ ny fahafatesana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 30:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 30:1Bokin'ny Salamo 30Bokin'ny Salamo 30:3 →