The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 33 › Bokin'ny Salamo 33:9

Bokin'ny Salamo 33:9

Fa Izy no niteny dia ary izany; Izy no nandidy, dia nitoetra mafy izany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For he spake, and it was done; he commanded, and it stood fast.

In Context

8Aoka hatahotra an’ i Jehovah ny tany rehetra; aoka hangovitra eo anatrehany ny mponina rehetra amin’ izao tontolo izao.

10Jehovah mahafoana ny fisainan’ ny firenen-tsamy hafa; Mahatsinontsinona ny hevitry ny olona Izy.

Read all of Bokin'ny Salamo 33

Cross References

Genesis 1:3Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia mazava; dia nisy mazava.

Psalms 93:5Ny teni-vavolombelonao dia marina indrindra; Fahamasinana no mendrika ny tranonao mandritra ny andro maro, Jehovah ô.

Psalms 148:5Aoka hidera ny anaran’ i Jehovah ireo; Fa Izy no nandidy, dia ary ireo.

Colossians 1:16fa tao aminy no nahariana ny zavatra rehetra any an-danitra sy etỳ ambonin’ ny tany, dia ny hita sy ny tsy hita, na fiandrianana, na fanjakana, na fanapahana, na fahefana, Izy no nahariana ny zavatra rehetra, sady ho Azy izany;

Hebrews 11:3Finoana no ahafantarantsika fa ny tenin’ Andriamanitra no nanaovana izao tontolo izao, ka dia tsy izay zavatra miseho no nanaovana izao zavatra hita izao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 33:9

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 33:8Bokin'ny Salamo 33Bokin'ny Salamo 33:10 →