The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 34 › Bokin'ny Salamo 34:13

Bokin'ny Salamo 34:13

Na iza na iza ianao no maniry fiainana ka tia andro maro hahitana ny soa,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Keep thy tongue from evil, and thy lips from speaking guile.

In Context

12Avia, anaka, mihainoa ahy; ny fahatahorana an’ i Jehovah no hampianariko anareo.

14Dia arovy ny lelanao amin’ ny ratsy ary ny molotrao mba tsy hiteny fitaka.

Read all of Bokin'ny Salamo 34

Cross References

Job 15:13Ka miefonefona amin’ Andriamanitra ianao, sady miteniteny foana ny vavanao?

Psalms 55:11Hodidininy andro aman’ alina eny ambonin ny mandany io; ary heloka sy fampahoriana no ao aminy;

Proverbs 12:7Haringana ny ratsy fanahy ka tsy ho ao intsony; Fa ny mpianakavin’ ny marina haharitra.

Proverbs 12:22Fahavetavetana eo imason’ i Jehovah ny molotra mandainga; Fa izay olona mahatoky no ankasitrahany.

Proverbs 18:21Ny mahafaty sy ny mahavelona samy hain’ ny lela, Koa izay manarana azy dia hihinana ny vokany.

Proverbs 21:23Izay miambina ny vavany sy ny lelany Dia miaro ny fanahiny tsy ho azom-pahoriana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 34:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 34:12Bokin'ny Salamo 34Bokin'ny Salamo 34:14 →