The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 34 › Bokin'ny Salamo 34:19

Bokin'ny Salamo 34:19

Akaikin’ izay manana fo mangorakoraka Jehovah, ary mamonjy izay torororo fanahy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Many are the afflictions of the righteous: but the LORD delivereth him out of them all.

In Context

18Mitaraina ny marina, ary mihaino azy Jehovah ka mamonjy azy amin’ ny fahoriany rehetra.

20Maro ny fahorian’ ny marina; nefa Jehovah manafaka azy amin’ izany rehetra izany.

Read all of Bokin'ny Salamo 34

Cross References

Job 5:19Amin’ ny fahoriana enina dia hamonjy anao Izy; Eny, amin’ ny fito aza dia tsy hisy loza hihatra aminao.

Job 42:12Ary Jehovah nitahy ny niafaran’ i Joba mihoatra noho ny voalohany ka nanana ondry aman’ osy efatra arivo amby iray alina sy rameva enina arivo sy omby roa arivo ary borikivavy arivo izy.

Psalms 34:6Mijery Azy ireo ka miramirana, sady tsy mangaihay ny tavany.

Psalms 51:19Ny fanatitra ho an’ Andriamanitra dia fanahy torotoro; ny fo torotoro sy mangorakoraka, Andriamanitra ô, tsy mba ataonao tsinontsinona.

Psalms 147:3Mahasitrana ny torotoro fo Izy Sy mamehy ny feriny.

Isaiah 55:6Mitadiava an’ i Jehovah, dieny mbola hita Izy, Miantsoa Azy, dieny mbola akaiky Izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 34:19

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 34:18Bokin'ny Salamo 34Bokin'ny Salamo 34:20 →