Bokin'ny Salamo 37:2
Fa hojinjana faingana tahaka ny ahitra izy ka halazo tahaka ny ahi-maitso.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For they shall soon be cut down like the grass, and wither as the green herb.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 37
Cross References
Job 14:2Mitsimoka tahaka ny voninkazo izy ka jinjana, ary mihelina tahaka ny aloka izy ka tsy mitoetra.
Psalms 37:35Efa hitako ny ratsy fanahy, fa loza loatra izy, ary nandrahaka tahaka ny hazo maitso maniry ho azy;
Psalms 90:5Manindao azy tahaka ny riaka Hianao torimaso izy; Amin’ ny maraina tahaka ny ahitra mora miova izy.
Psalms 92:8Raha mitsiry tahaka ny ahitra ny ratsy fanahy, Ary mamony ny mpanao ratsy rehetra, Dia izany no ho fandringanana azy mandrakizay.
Psalms 129:6Ka ho tahaka ny ahitra eo an-tampon-trano. Izay malazo, na dia tsy misy manongotra azy aza;
James 1:10fa ny manan-karena kosa ny fietreny, satria ho levona tahaka ny vonin’ ny ahitra izy.