Bokin'ny Salamo 38:19
Fa ny heloko no hambarako; matahotra aho noho ny fahotako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But mine enemies are lively, and they are strong: and they that hate me wrongfully are multiplied.
In Context
18Fa efa ho lavo aho, ary ny fanaintainako dia tsaroako mandrakariva.
20Fa ny fahavaloko velona ihany sady mahery; ary maro no mandrafy ahy tsy ahoan-tsy ahoana;
Read all of Bokin'ny Salamo 38
Cross References
Psalms 18:17Naninjitra ny tanany avy tany ambony Izy ka nandray ahy; nanintona ahy niala tamin’ ny rano be Izy;
Psalms 32:5Ny fahotako nambarako taminao, ary ny heloko tsy mba nafeniko. Hoy izaho: hiaiky ny fahadisoako amin’ i Jehovah aho; ary Hianao dia namela ny heloky ny fahotako. [Sela.]
Psalms 56:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-jonathelem-rehokim. Miktama nataon’ i Davida, fony nisambotra azy tany Gata ny Filistina.
Psalms 69:4Sasatry ny mitaraina aho, maimay ny tendako; pahina ny masoko, raha miandry an’ Andriamanitro aho.
John 15:18Raha halan’ izao tontolo izao ianareo, dia aoka ho fantatrareo fa Izaho efa halany talohanareo.