Bokin'ny Salamo 39:1
Ho an’ ny mpiventy hira. Ho an’ i Jedotona Salamo nataon’ i Davida.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 39
Cross References
2 Kings 10:31Nefa Jeho tsy nitandrina handeha amin’ ny lalàn’ i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, amin’ ny fony rehetra; fa tsy niala tamin’ ny fahotan’ i Jeroboama izay nampanotany ny Isiraely izy.
1 Chronicles 25:1Ary ny taranak’ i Asafa sy Hemana ary Jedotona dia natokan’ i Davida sy ireo komandin’ ny miaramila ho amin’ ny fanompoana mba haminany amin’ ny lokanga sy ny valiha ary ny kipantsona; ary izao no isan’ ny mpanao araka ny fanompoany avy:
Psalms 12:4Holevonin’ i Jehovah anie ny molotra mandrobo rehetra sy ny lela miteny avonavona,
Psalms 62:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-jedotona. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 77:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-jedotona. Salamo nataon’ i Asafa.
Psalms 141:3Jehovah ô, asio fiambenana eo anoloan’ ny vavako; Ambeno ny varavaran’ ny molotro.