The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 39 › Bokin'ny Salamo 39:10

Bokin'ny Salamo 39:10

Mangìna aho ka tsy miloa-bava fa ianao no nanao izao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Remove thy stroke away from me: I am consumed by the blow of thine hand.

In Context

9Manafaha ahy amin’ ny fahadisoako rehetra; aza manao ahy ho fanakoran’ ny adala.

11Aoka hitsahatra ny fikapohanao ahy; reraka aho azon’ ny famelin’ ny tananao.

Read all of Bokin'ny Salamo 39

Cross References

Leviticus 10:3Dia hoy Mosesy tamin’ i Arona: Izany dia ilay nolazain’ i Jehovah hoe: Amin’ izay akaiky Ahy no hisehoako ho masìna, ary eo anatrehan’ ny olona rehetra no hampisehoako ny voninahitro. Dia sina Arona.

Job 2:10Fa hoy izy taminy: Tahaka ny tenin’ ny anankiray amin’ ny vehivavy adala ny teninao. Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin’ Andriamanitra, fa tsy ny ratsy koa? Tamin’ izany rehetra izany dia tsy nanota tamin’ ny molony Joba.

Job 13:21Esory hanalavitra ahy ny tananao, ary aoka tsy hampahatsiravina ahy fampitahoranao.

Psalms 25:16Todiho aho, ka amindrao fo, fa irery aho ka mahantra.

Psalms 38:3Fa mitsatoka amiko ny zana-tsipìkanao, ary manindry ahy mafy ny tananao,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 39:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 39:9Bokin'ny Salamo 39Bokin'ny Salamo 39:11 →