Bokin'ny Salamo 39:11
Aoka hitsahatra ny fikapohanao ahy; reraka aho azon’ ny famelin’ ny tananao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
10Mangìna aho ka tsy miloa-bava fa ianao no nanao izao.
Read all of Bokin'ny Salamo 39
Cross References
Job 4:19Koa mainka izay mitoetra ao an-trano tany, sady avy tamin’ ny vovoka no nihaviany, ary mora poritra noho ny kalalao izy;
Job 13:28Dia izaho ity izay mihalevona tahaka ny zavatra hanin’ ny fositra, eny, tahaka ny fitafiana lanin’ ny kalalao.
Psalms 38:1Salamo nataon’ i Davida. Ho fampahatsiarovana.
Psalms 102:10Fa lavenona no nohaniko tahaka ny mofo; Ary ny zavatra nosotroiko noharoharoiko ny ranomasoko,
Hosea 5:12Koa amin’ i Efraima dia tahaka ny kalalao Aho ary amin’ ny taranak’ i Joda dia toy ny fositra.
1 Corinthians 11:30Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry.