The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 39 › Bokin'ny Salamo 39:4

Bokin'ny Salamo 39:4

Nafana ny foko tato anatiko; raha nieritreritra aho, dia nisy afo nirehitra, ka niteny tamin’ ny lelako aho.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

LORD, make me to know mine end, and the measure of my days, what it is; that I may know how frail I am.

In Context

3Nangina mihitsy aho, namihim-bava ka tsy nilaza na dia ny tsara aza, dia nihetsika mafy ny fanaintainan’ ny aretiko.

5Jehovah ô, ampahafantaro ny farako aho sy izay ohatry ny androko; aoka ho fantatro fa olon-kandalo aho.

Read all of Bokin'ny Salamo 39

Cross References

Psalms 90:12Mampianara anay hanisa ny andronay, Hahazoanay fo hendry.

Psalms 119:84Hoatrinona no andron’ ny mpanomponao? Rahoviana no hanao fitsarana amin’ izay manenjika ahy Hianao?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 39:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 39:3Bokin'ny Salamo 39Bokin'ny Salamo 39:5 →