Bokin'ny Salamo 39:6
Indro efa nataonao vodivoam-pelatanana ny androko, ary ny fiainako toy ny tsinontsinona eo anatrehanao. Zava-poana ihany tokoa ny olon-drehetra, na dia matanjaka aza. [Sela.]
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 39
Cross References
Job 7:7Tsarovy fa rivotra ny aiko: ary tsy hahita soa intsony ny masoko.
Job 14:1Ny olona tera-behivavy dia vitsy andro sady vontom-pahoriana.
Psalms 49:10Mba ho velona mandrakizay izy, ka tsy ho latsaka ao amin’ ny lavaka.
Psalms 127:2Zava-poana ho anareo ny mifoha maraina Sy ny alim-pandry Ka homana ny hanina azo amin’ ny fahasahiranana; Izany anefa dia omeny ihany ho an’ ny malalany, na dia matory aza izy.
Proverbs 13:22Ny tsara fanahy mahenina lova ny zafiny, Fa ny haren’ ny mpanota kosa voatahiry ho an’ ny marina.
Proverbs 27:24Fa ny harena tsy ho mandrakizay; Ary moa haharitra ho amin’ ny taranaka rehetra va ny satro-boninahitra?