Bokin'ny Salamo 4:3
Ry lehibe, mandra-pahoviana no hataonareo ho henatra ny voninahitro, ary ho tia zava-poana sy hamoron-dainga ianareo? [Sela.]
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
Psalms 6:8Lanin’ alahelo ny masoko; efa pahina izy amin’ ny ataon’ ny mpampahory ahy rehetra.
Psalms 34:15Halaviro ny ratsy, manaova soa; mitadiava fihavanana, ka araho izany.
Psalms 50:5Angony etỳ amiko ny oloko masìna izay manao fanekena amiko amin’ ny fanatitra.
Psalms 56:9Manisa ny firenireneko Hianao; ataovy ao an-tavoahanginao ny ranomasoko; tsy eo amin’ ny bokinao va ireny?
Psalms 91:14Satria Izaho no niraiketan’ ny fitiavany, Dia hamonjy azy Aho, Hanandratra azy ho any amin’ ny avo Aho, satria mahalala ny anarako izy
Ephesians 2:10Fa asany isika, voaforona tao amin’ i Kristy Jesosy mba hanao asa tsara, izay namboarin’ Andriamanitra rahateo mba handehanantsika eo aminy.