The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 4 › Bokin'ny Salamo 4:7

Bokin'ny Salamo 4:7

Maro no niteny hoe: iza no haneho soa antsika? Asandrato aminay ny fahazavan’ ny tavanao, Jehovah ô.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Thou hast put gladness in my heart, more than in the time that their corn and their wine increased.

In Context

6Manatera fanati-pahamarinana, ary matokia an’ i Jehovah.

8Efa nasianao fifaliana ny foko mihoatra noho ny tamin’ ny taona nahabetsahan’ ny variny sy ny ranom-boalobony.

Read all of Bokin'ny Salamo 4

Cross References

Numbers 6:25Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hamindra fo aminao;

Psalms 31:17Ampamirapirato amin’ ny mpanomponao ny tavanao; vonjeo amin’ ny famindram-ponao aho.

Psalms 43:4Dia hankany amin’ ny alitaran’ Andriamanitra aho, dia any amin’ Andriamanitry ny fifaliako indrindra; ary hidera Anao amin’ ny lokanga aho, ry Andriamanitra ô, dia Andriamanitro.

Psalms 67:2Andriamanitra anie hamindra fo aminay sy hitahy anay; [Sela.] hampamirapiratra ny tavany aminay anie Izy;

Psalms 92:4Amin’ ny valiha tory folo Sy amin’ ny feon-dokanga.

Isaiah 9:3Fa ny bao fitondran-entany sy ny tsorakazo nikapohana ny lamosiny; Izay tsorakazon’ ny mpampiasa azy, Dia tapahinao tahaka ny tamin’ ny andro namelezana ny Midiana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 4:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 4:6Bokin'ny Salamo 4Bokin'ny Salamo 4:8 →