Bokin'ny Salamo 40:13
Fa nanodidina ahy ny fahoriana tsy tambo isaina; nahazo ahy ny heloko, ka tsy mahay mijery aho; maro noho ny volon-dohako ireny, ka reraka ny foko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Be pleased, O LORD, to deliver me: O LORD, make haste to help me.
In Context
14Aoka ho sitraky ny fonao, Jehovah ô, ny hanafaka ahy; Jehovah ô, faingàna hamonjy ahy.
Read all of Bokin'ny Salamo 40
Cross References
Psalms 25:17Ny fahorian’ ny foko efa mihalehibe; afaho amin’ ny fahatereko aho.
Psalms 38:22Aza mahafoy ahy, Jehovah ô; Ry Andriamanitro ô, aza manalavitra ahy.
Psalms 71:12Andriamanitra ô, aza manalavitra ahy; Andriamanitro ô, faingana hamonjy ahy.