Bokin'ny Salamo 40:2
Niandry dia niandry an’ i Jehovah aho; ary nitodika nitsinjo ahy Izy ka nandre ny fitarainako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Read all of Bokin'ny Salamo 40
Cross References
Psalms 17:5Ny diako maharitra eo amin’ ny lalanao, tsy solafaka ny tongotro.
Psalms 18:16Dia hita ny mason-drano, ary niseho ny fanambanin’ ny tany noho ny teny mafy nataonao, Jehovah ô, noho ny fifofofofon’ ny fofonain’ ny vavoronao.
Psalms 27:5Fa hanafina ahy ao an-trano fialofany amin’ ny andro fahoriana Izy; hampiery ahy amin’ ny fierena ao an-dainy Izy; hanandratra ahy ho eny ambony vatolampy Izy.
Psalms 61:2Henoy ny fitarainako, Andriamanitra ô; tandremo ny fivavako.
Psalms 69:14Fa izaho hivavaka aminao amin’ ny andro fankasitrahana, Jehovah ô, dia aminao, Andriamanitra ô noho ny haben’ ny famindram-ponao; valio aho araka ny hamarinan’ ny famonjenao.
Psalms 86:13Fa lehibe ny famindram-ponao amiko; Ary efa novonjenao ny fanahiko tsy ho any amin’ ny fiainan-tsi-hita ambany indrindra.