Bokin'ny Salamo 45:13
Ary ny zanakavavin’ i Tyro hitondra fanatitra; eny, ny manan-karena amin’ ny vahoaka hila sitraka aminao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The king’s daughter is all glorious within: her clothing is of wrought gold.
In Context
12Raha irin’ ny mpanjaka ny hatsaran-tarehinao ― fa izy no tomponao ― dia miankohofa eo anatrehany.
14Be voninahitra ny zanakavavin’ ny mpanjaka ao anaty trano; tenona misy volamena no fitafiany.
Read all of Bokin'ny Salamo 45
Cross References
1 Kings 5:15Ary Hirama, mpanjakan’ i Tyro, naniraka ny mpanompony ho any amin’ i Solomona, satria reny fa izy no voahosotra ho mpanjaka handimby an-drainy; fa Hirama dia sakaizan’ i Davida hatrizay ela izay.
Song of Solomon 7:1Miverena, miverena, ry Solemita; Miverena, miverena, mba hijerenay anao. Inona no hitanareo amin’ ny Solemita? Dihy tahaka ny an’ i Mahanaima.
Matthew 5:16Aoka hazava eo imason’ ny olona toy izany koa ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa ataonareo ka hankalazany ny Rainareo Izay any an-danitra.
Luke 11:40Ry adala! Tsy izay nanao ny vohony va no nanao ny atiny koa?
Romans 3:22dia ny fahamarinana avy amin’ Andriamanitra amin’ ny finoana an’ i Jesosy Kristy ho an’ izay rehetra mino; fa tsy misy hafa,
2 Corinthians 5:17Koa raha misy olona ao amin’ i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo.