Bokin'ny Salamo 45:18
Hampahatsiaro ny anaranao hatramin’ ny taranaka fara mandimby aho. Izany rehetra izany no hideran’ ny firenena anao mandrakizay doria.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
17Ho solon-drainao ny zanakao, hotendrenao ho mpanapaka eny amin’ ny tany rehetra izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 45