The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 48 › Bokin'ny Salamo 48:12

Bokin'ny Salamo 48:12

Aoka hifaly ny tendrombohitra Ziona, aoka ho ravoravo ny zanaka-vavin’ Joda, noho ny fitsaranao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Walk about Zion, and go round about her: tell the towers thereof.

In Context

11Araka ny anaranao, Andriamanitra ô, no fiderana Anao hatramin’ ny faran’ ny tany; feno fahamarinana ny tananao ankavanana.

13Manodidina an’ i Ziona ianareo, eny, mandehana manodidina azy; isao ny tilikambony,

Read all of Bokin'ny Salamo 48

Cross References

Psalms 97:8Ziona mandre ka faly; Ary ravoravo ny zanakavavin’ i Joda Noho ny fitsaranao, Jehovah ô.

Matthew 24:1Ary nony niala teo an-kianjan’ ny tempoly Jesosy, dia lasa nandeha; ary ny mpianany nanatona Azy hampizaha Azy ny rafitry ny tempoly.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 48:12

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 48:11Bokin'ny Salamo 48Bokin'ny Salamo 48:13 →