The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 49 › Bokin'ny Salamo 49:1

Bokin'ny Salamo 49:1

Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ ny Koraïta. Salamo.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Hear this, all ye people; give ear, all ye inhabitants of the world:

In Context

2Mandrenesa izao, ry firenena rehetra; mihainoa, ry mponina rehetra amin’ izao tontolo izao:

Read all of Bokin'ny Salamo 49

Cross References

Psalms 33:8Aoka hatahotra an’ i Jehovah ny tany rehetra; aoka hangovitra eo anatrehany ny mponina rehetra amin’ izao tontolo izao.

Psalms 42:1Ho an’ ny mpiventy hira. Maskila. Nataon’ ny Koraïta.

Psalms 48:1Tonon-kira. Salamo nataon’ ny Koraïta.

Psalms 78:1Maskila nataon’ i Asafa. Henoy ny lalàko, ry oloko; atongilano ny sofinareo amin’ ny tenin’ ny vavako.

Isaiah 1:2Mandrenesa, ry lanitra, ary mihainoa, ry tany, Fa Jehovah no miteny hoe: Efa nitaiza sy nahalehibe zaza Aho, Kanjo niodina tamiko ireo.

Jeremiah 25:2dia izay nolazain’ i Jeremia mpaminany tamin’ ny Joda rehetra sy tamin’ ny mponina rehetra tany Jerosalema hoe:

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 49:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'ny Salamo 49Bokin'ny Salamo 49:2 →