Bokin'ny Salamo 49:7
Dia izay matoky ny hareny, Sy mirehareha amin’ ny haben’ ny fananany?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
None of them can by any means redeem his brother, nor give to God a ransom for him:
In Context
8Tsy misy mahavotra ny rahalahiny akory, na mahazo manome an’ Andriamanitra izay avony,
Read all of Bokin'ny Salamo 49
Cross References
Proverbs 18:11Ny haren’ ny manan-karena no vohiny mafy, Ary raha araka ny fiheviny, dia toa manda avo izany.
Hosea 12:9Fa hoy Efraima: Fiharian-karena ihany no efa nataoko, nahazo fananana aho; Ny asako rehetra tsy misy hahatonga fahotana na heloka amiko.
Matthew 20:28Fa tahaka izany, ny Zanak’ olona tsy tonga mba hotompoina, fa mba hanompo ka hanolotra ny ainy ho avotra hisolo ny maro.
Mark 8:37Fa inona no homen’ ny olona ho takalon’ ny ainy?
1 Peter 1:18fa fantatrareo fa tsy zavatra mety ho simba, tahaka ny volafotsy sy ny volamena, no nanavotana anareo tamin’ ny fitondran-tena adala, izay azonareo tamin’ ny nentin-drazana,