Bokin'ny Salamo 49:8
Tsy misy mahavotra ny rahalahiny akory, na mahazo manome an’ Andriamanitra izay avony,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
(For the redemption of their soul is precious, and it ceaseth for ever:)
In Context
7Dia izay matoky ny hareny, Sy mirehareha amin’ ny haben’ ny fananany?
9(Fa sarotra avotra ny ainy ka tsy azo atao mandrakizay),
Read all of Bokin'ny Salamo 49
Cross References
Job 36:18Aoka tsy hamporisika anao hiteny ratsy ny fahatezerana, ary aoka tsy hampivily hevitra anao ny halehiben’ ny avotra.
Matthew 16:26Fa inona moa no soa ho azon’ ny olona, raha mahazo izao tontolo izao, kanefa very ny ainy? Ary inona no homen’ ny olona ho takalon’ ny ainy?