bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 53 › Bokin'ny Salamo 53:7
Bokin'ny Salamo 53:7
Enga anie ka hivoaka avy ao Ziona ny famonjena ny Isiraely! raha ampodin’ Andriamanitra avy amin’ ny fahababoana ny olony, dia ho faly Jakoba, ary ho ravoravo Isiraely.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
6Indreo, matahotra dia matahotra ireny, nefa tsy nisy tokony hatahorany; fa Andriamanitra efa nanely ny taolan’ izay nitoby hamely anao; nampahamenatra azy ianao, satria efa narian’ Andriamanitra izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 53
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Salamo 53:7