Bokin'ny Salamo 54:9
Fa efa namonjy ahy ho afaka tamin’ ny fahoriana rehetra Izy; ary ny masoko dia faly mijery ny amin’ ny fahavaloko.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
8Sitrapoko ihany no hanaterako fanatitra ho Anao; hidera ny anaranao aho, Jehovah ô, fa tsara izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 54