Bokin'ny Salamo 63:12
Fa ny mpanjaka hifaly amin’ Andriamanitra; ho ravoravo izay rehetra mianiana aminy; fa hakombona ny vavan’ izay rehetra mandainga.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
11Hatolotra ho amin’ ny herin’ ny sabatra izy; ho anjaran’ ny amboahaolo izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 63