Bokin'ny Salamo 64:2
Henoy ny feoko, raha mitaraina aho, Andriamanitra ô; arovy ny aiko amin’ ny tahotro ny fahavalo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Hide me from the secret counsel of the wicked; from the insurrection of the workers of iniquity:
In Context
1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
3Afeno aho tsy ho azon’ ny firaisan-tetiky ny ratsy fanahy, sy ny fitabataban’ ny mpanao ratsy,
Read all of Bokin'ny Salamo 64
Cross References
Genesis 4:6Ary hoy Jehovah tamin’ i Kaina: Nahoana no tezitra ianao? Ary nahoana no manjombona ny tarehinao?
2 Samuel 17:2ary ho tonga ao aminy aho amin’ ilay izy mbola sasatra sy reraka iny, ka dia hotairiko; dia handositra ny vahoaka rehetra izay any aminy, ary ny mpanjaka ihany no hasiako;
Psalms 3:1Salamo nataon’ i Davida, fony izy nandositra an’ i Absaloma zanany.
Psalms 31:20Akory re ny haben’ ny zava-tsoanao voarakitrao ho an’ ny matahotra Anao! dia izay nataonao teo anatrehan’ ny zanak’ olombelona ho an’ izay mialoka aminao!
Psalms 59:2Afaho amin’ ny fahavaloko aho, Andriamanitro ô; asondroty eo amin’ ny avo aho tsy ho azon’ izay miodina amiko.
Psalms 143:9Jehovah ô, vonjeo amin’ ny fa-havaloko aho; Ao aminao no iereko.