Bokin'ny Salamo 64:8
Mitifitra azy Andriamanitra; tampoka toy ny fiantefan’ ny zana-tsipìka no fahavoazany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So they shall make their own tongue to fall upon themselves: all that see them shall flee away.
In Context
9Apotrany izy ka voasingotra ny lelany ihany; mandositra izay rehetra mahita azy.
Read all of Bokin'ny Salamo 64
Cross References
Numbers 16:34Ary ny Isiraely rehetra izay nanodidina azy dia nandositra noho ny fidradradradrany; fa hoy izy: Andrao hitelina antsika koa ny tany.
Job 15:6Ny vavanao ihany no manameloka anao, fa tsy izaho; Ary ny molotrao ihany no mamely anao.
Psalms 22:7Ary izaho dia olitra, fa tsy olona, fandatsan’ olona sy fanevatevam-bahoaka.
Psalms 52:6Ny teny mandripaka rehetra no tianao, ry lela mamitaka.
Psalms 140:9Jehovah ô, aza manome ny irin’ ny ratsy fanahy; Ary aza avela ho tanteraka ny hevi-dratsiny, fandrao hisandratra izy. [Sela.]
Proverbs 12:13Amin’ ny fahotan’ ny molotra dia misy fandrika ahitan-doza; Fa ny marina ho afaka amin’ ny fahoriana.