The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 67 › Bokin'ny Salamo 67:5

Bokin'ny Salamo 67:5

Hifaly sy hihoby ny firenentsamy hafa, Satria mitsara marina ny firenena Hianao; ny firenen-tsamy hafa ambonin’ ny tany dia entinao. [Sela.]

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Let the people praise thee, O God; let all the people praise thee.

In Context

4Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra.

6Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra.

Read all of Bokin'ny Salamo 67

Cross References

Numbers 10:32Ary raha hiaraka aminay ianao, dia izay soa hataon’ i Jehovah aminay no mba hataonay aminao kosa.

Psalms 67:3Mba ho fantatra etỳ ambonin’ ny tany ny lalanao sy ny famonjenao any amin’ ny jentilisa rehetra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 67:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 67:4Bokin'ny Salamo 67Bokin'ny Salamo 67:6 →