Bokin'ny Salamo 68:30
Noho ny tempolinao eo an-tampon’ i Jerosalema, no hitondran’ ny mpanjaka maro fanatitra ho Anao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
29Andriamanitrao no nampahery anao; Ry Andriamanitra Izay miasa ho anay ô, asehoy ny herinao.
Read all of Bokin'ny Salamo 68
Cross References
2 Samuel 8:1Ary nony afaka izany, dia nandresy ny Filistina Davida ka nampietry azy; ary ny fanapahana ny renivohitra dia nesorin’ i Davida tamin’ ny tanan’ ny Filistina.
2 Chronicles 9:14afa-tsy izay nentin’ ny mpivarotra sy ny mpandranto. Ary ny mpanjakan’ i Arabia rehetra sy ny mpanapaka ny tany dia samy nitondra volamena sy volafotsy ho an’ i Solomona.
2 Chronicles 14:1Ary Asa nanao izay tsara sy mahitsy eo imason’ i Jehovah Andriamanitra;
Job 40:21Eo ambanin’ ny hazo lota no andriany, any am-pierena anaty zozoro sy fotaka.
Psalms 18:44Mamonjy ahy amin’ ny fifanoheran’ ny olona Hianao. Sy manandratra ahy ho lohan’ ny firenen-tsamy hafa; ny firenena tsy fantatro aza dia manompo ahy.
Psalms 72:10Ny mpanjakan’ i Tarsisy sy ny nosy handoa hetra; ny mpanjakan’ i Sheba sy Seba hanatitra fanomezana.