Bokin'ny Salamo 7:11
Ny ampingako dia ao amin’ Andriamanitra, Mpamonjy ny mahitsy fo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
God judgeth the righteous, and God is angry with the wicked every day.
In Context
12Mpitsara marina Andriamanitra, eny Andriamanitra Izay tezitra isan’ andro.
Cross References
Psalms 50:6Hasehon’ ny lanitra ny fahamarinany; fa Andriamanitra no Mpitsara. [Sela.]
Psalms 140:12Tsy hampitoerina amin’ ny tany ny olo-mahay vava; Henjehin-doza ny olon-dozabe ka ho lavo.
Nahum 1:6Iza no mahatoetra eo anoloan’ ny fahavinirany? Ary iza no mahatanty ny firehitry ny fahatezerany? Aidina toy ny afo ny fahatezerany, Ary mirodana eo anoloany ny vatolampy.