Bokin'ny Salamo 7:15
Indro, efa marary hiteraka zava-poana ireo; eny, torontoronina fampahoriana izy ary mitera-doza;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He made a pit, and digged it, and is fallen into the ditch which he made.
In Context
14Ary ireo dia kendreny amin’ ny fiadiana mahafaty; ny zana-tsipìkany ataony mirehitra.
16Mihady lavaka izy ka manalalaka izany, dia latsaka ao anatin’ ny longoa nataony ihany izy;
Cross References
Job 4:8Araka izay efa hitako, dia izay miasa heloka sy mamafy fahoriana no mijinja izany.
Job 15:35Torontoronina fampahoriana izy ka miteraka fandozana, ary ny kibony mamorom-pitaka.
Psalms 10:2Noho ny fireharehan’ ny ratsy fanahy dia enjehina mafy ny malahelo; azon’ ny fahendrena nataony izy ireny.
Psalms 57:6Misandrata any ambonin’ ny lanitra Hianao, Andriamanitra ô! aoka ho ambonin’ ny tany rehetra ny voninahitrao.
Psalms 119:85Efa nanao longoa hianjerako ny mpirehareha, Dia izay tsy manaraka ny lalànao.
Psalms 141:10Aoka ny ratsy fanahy ho latsaka eo anatin’ ny fandriny ihany, Fa izaho kosa handalo fotsiny.