The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 72 › Bokin'ny Salamo 72:13

Bokin'ny Salamo 72:13

Hiantra ny reraka sy ny malahelo izy ary hamonjy ny fanahin’ ny malahelo.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He shall spare the poor and needy, and shall save the souls of the needy.

In Context

12Fa hamonjy ny mahantra mitaraina izy sy ny ory tsy manan-kamonjy;

14Hanavotra ny fanahiny amin’ ny fampahoriana sy ny fanaovana an-keriny izy; ary ho zava-dehibe eo imasony ny ràny.

Read all of Bokin'ny Salamo 72

Cross References

Psalms 109:31Fa mitsangana eo ankavanan’ ny malahelo Izy Mba hamonjy azy amin’ izay manameloka ny fanahiny.

Matthew 5:3Sambatra ny malahelo am-panahy; fa azy ny fanjakan’ ny lanitra.

James 2:5Mihainoa, ry rahalahy malalako: Tsy efa nofidin’ Andriamanitra va ny malahelo amin’ izao fiainana izao ho mpanankarena amin’ ny finoana sy ho mpandova ny fanjakana nolazainy homena izay tia Azy?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 72:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 72:12Bokin'ny Salamo 72Bokin'ny Salamo 72:14 →