Bokin'ny Salamo 72:20
Tapitra ny fivavak’ i Davida, zanak’ i Jese.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The prayers of David the son of Jesse are ended.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 72
Cross References
Job 31:40Dia aoka ny tsilo no haniry hisolo ny vary tritika. Ary ny ahi-dratsy hisolo ny vary hordea. Tapitra ny tenin’ i Joba.
Luke 24:51Ary raha mbola nitso-drano azy Izy, dia nisaraka taminy ka nakarina ho any an-danitra.