Bokin'ny Salamo 73:13
Foana mihitsy ny nanadiovako ny foko sy ny nanasàko ny tanako tamin’ ny fahamarinana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Verily I have cleansed my heart in vain, and washed my hands in innocency.
In Context
12Indro, ireny dia olona ratsy fanahy; miadana mandrakariva izy ka mitombo harena.
14Azom-pahoriana mandritra ny andro aho, ary faizana isa-maraina.
Read all of Bokin'ny Salamo 73
Cross References
Job 9:27Raha hoy izaho: Hanadino ny alaheloko aho, hitsahatra tsy hanjonitra aho ka ho miramirana,
Job 9:31Dia hanitrika ahy any am-pahitra miaraka amin’ izay Hianao, ka hataon’ ny fitafiako ho zava-betaveta aho.
Job 34:9Fa hoy izy: Tsy mahasoa ny olona ny mihavana amin’ Andriamanitra.
Psalms 24:4Izay madio tanana sy mahitsy fo, izay tsy manandratra ny fanahiny ho amin’ ny lainga, na mianiana hamitaka.
Psalms 51:10Ampandreneso fifaliana sy faharavoravoana aho, hifalian’ ny taolana izay voavakivakinao.
Hebrews 10:19Koa amin’ izany, ry rahalahy, satria manana fahatokiana hiditra ao amin’ ny fitoerana masìna isika noho ny ran’ i Jesosy,