Bokin'ny Salamo 73:2
Fa izaho, dia saiky nibolasitra ny tongotro; saiky solafaka ny diako,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But as for me, my feet were almost gone; my steps had well nigh slipped.
In Context
1Salamo nataon’ i Asafa. Andriamanitra mahasoa ny Isiraely tokoa, dia ny madio fo.
3Satria nialona ny mpirehareha aho, raha nahita ny fiadanan’ ny ratsy fanahy.
Read all of Bokin'ny Salamo 73
Cross References
1 Samuel 2:9Ny tongotry ny olo-masiny dia tandremany, fa ny ratsy fanahy kosa hampangininy any amin’ ny maizina; fa tsy amin’ ny hery no handresen’ ny olona.
1 Chronicles 22:7ary nanao taminy hoe: Anaka, efa mby tato am-poko ny hanao trano ho an’ ny anaran’ i Jehovah Andriamanitro;
Job 21:4Raha ny amiko, moa ny ataon’ ny olona va no itarainako? Ary raha izany, nahoana no hahalefitra ny fanahiko?
Psalms 17:5Ny diako maharitra eo amin’ ny lalanao, tsy solafaka ny tongotro.
Psalms 35:13Ary ny amiko, raha narary izy ireo, dia lamba fisaonana no nitafiako; nampahory ny tenako tamin’ ny ny fifadian-kanina aho; ary ny fivavako nody tao an-tratrako.
Psalms 94:18Fony aho nanao hoe: Mangozohozo ny tongotro, Dia ny famindram-ponao, Jehovah ô, no nanohana ahy.