Bokin'ny Salamo 74:10
Mandra-pahoviana, Andriamanitra ô, no hanaratsian’ ny mpandrafy? Hanamavo ny anaranao mandrakizay va ny fahavalo?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
O God, how long shall the adversary reproach? shall the enemy blaspheme thy name for ever?
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 74
Cross References
Psalms 13:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 79:4Tonga fandatsan’ ny namanay izahay, sady faneso sy fanakoran’ izay manodidina anay.
Psalms 89:46Efa nahafohy ny andron’ ny fahatanorany Hianao Ary efa nanaron-kenatra azy. [Sela.]
Isaiah 37:23Fa iza no nohaikainao sy nompanao? Ary hanohitra an’ iza no nanandratanao ny feonao sy nampiandrandranao ny masonao any ambony? Hanohitra ny Iray Masin’ ny Isiraely.
Revelation 6:10Ary niantso tamin’ ny feo mahery izy nanao hoe: Tompo masìna sy marina Ô, mandra-pahoviana no tsy hitsaranao sy hamalianao ny rànay amin’ izay monina eny ambonin’ ny tany?