Bokin'ny Salamo 78:2
Hiloa-bava hilaza fanoharana aho; hanonona teny saro-pantarina fony taloha aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I will open my mouth in a parable: I will utter dark sayings of old:
In Context
3Izay efa rentsika sy fantatsika, ary nambaran’ ny razantsika tamintsika,
Read all of Bokin'ny Salamo 78
Cross References
Deuteronomy 29:28An’ i Jehovah Andriamanitsika ny zava-miafina; fa antsika sy ny zanatsika mandrakizay kosa ny zavatra ambara, hankatoavantsika ny teny rehetra amin’ ity lalàna ity.
Psalms 49:5Hanongilana ny sofiko hihaino oha-teny aho, ary hanonona teny saro-pantarina ampiarahiko amin-dokanga.
Isaiah 46:9Tsarovy ny zavatra taloha izay efa lasa ela; Fa Izaho no Andriamanitra, ka tsy misy hafa; Izaho no Andriamanitra, ka tsy misy tahaka Ahy,
Matthew 13:34Fanoharana no nilazan’ i Jesosy izany zavatra rehetra izany tamin’ ny vahoaka, ary tsy nisy nolazainy taminy, afa-tsy tamin’ ny fanoharana,