The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 78 › Bokin'ny Salamo 78:22

Bokin'ny Salamo 78:22

Satria tsy nino an’ Andriamanitra izy ireo ka tsy natoky ny famonjeny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Because they believed not in God, and trusted not in his salvation:

In Context

21Koa nony ren’ i Jehovah izany, dia tezitra Izy; ary nisy afo nirehitra tamin’ i Jakoba, sady nisy fahatezerana namely ny Isiraely,

23Kanefa nandidy ny rahona tany ambony Izy, ary ny varavaran’ ny lanitra no novohàny,

Read all of Bokin'ny Salamo 78

Cross References

Deuteronomy 1:32Kanefa, na dia nataoko aza izany teny izany, mbola tsy ninoanareo ihany Jehovah Andriamanitrareo,

Psalms 106:24Ary nanamavo ny tany mahafinaritra ireo Sady tsy mba nino ny teniny,

Zephaniah 3:2Tsy nihaino ny feo izy, Na nino anatra; Jehovah tsy nitokiany, Andriamaniny tsy nohatoniny.

Hebrews 3:18Ary iza no nianianany fa tsy hiditra any amin’ ny fitsaharany, afa-tsy izay tsy nanaiky?

1 John 5:10Izay mino ny Zanak’ Andriamanitra no manana ny fanambarana ao anatiny; izay tsy mino an’ Andriamanitra dia efa nampandainga Ary, satria tsy mino ny fanambarana izay nanambaran’ Andriamanitra ny Zanany izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 78:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 78:21Bokin'ny Salamo 78Bokin'ny Salamo 78:23 →