Bokin'ny Salamo 78:39
Fa nahatsiaro Izy fa nofo ihany ireo, dia rivotra izay mandalo ka tsy miverina intsony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For he remembered that they were but flesh; a wind that passeth away, and cometh not again.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 78
Cross References
Genesis 6:3Ary hoy Jehovah: Tsy mba hanapaka mandrakariva ao amin’ ny olona ny Fanahiko, fa amin’ ny faniavany dia nofo izy; nefa ho roa-polo amby zato taona ny androny.
Job 7:16Maharikoriko ahy izao, tsy tiako ny ho velona ela; Ilaozy miala aho, fa fofona foana ny androko.
Psalms 103:14Fa Izy mahalala ny toetsika Ka mahatsiaro fa vovoka isika.
James 4:14kanefa tsy mahalala ny ho ampitso ianareo. Inona moa ny ainareo? Fa zavona ihany ianareo, izay miseho vetivety, dia levona.